Entrée fampitodihana (todika)
Partie du discours nom
Explications en français Orientation [1.13]
Exemples Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany. [2.606]
Synonymes fitodihana ~ fitarihan-dalana

Mis à jour le 2023/01/06