|
|
|
|

Entrée1  fampitaovana
Radical  2 tao
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4 équipement. [1.13]
Exemples  5  fa tsy 10% mahakasika ny entana fampitaovana. [1.384#]
6  Tafiditra ao anatin' izany fandaharan' asa izany ary lalana tsy azo ihodivirana ny fampitaovana boky sy tahirin-kevitra ara-pedagjia ny mpianatra sy ny mpampianatra. [2.117#]
Vocabulaire  7  Economie: bâtiments, travaux publics
Tous les mots composés  8  7 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09