Entrée fampitahorana (tahotra)
Partie du discours nom
Explications en français Ce qui sert à effrayer [1.5]
Exemples Sahala amin' ny efa fahita, inday andro nisy Vazaha nandalo sy basy nirefodrefotra fampitahorana tao an-tanàna. [2.472]
Morphologie 
Simple : fampitahorana, fampitahorako, fampitahoranao, fampitahorany, fampitahorantsika, fampitahoranay, fampitahoranareo, fampitahoran', fampitahoran-, fampitahoram-, fampitahora-
Préfixée : -pampitahorana, -pampitahorako, -pampitahoranao, -pampitahorany, -pampitahorantsika, -pampitahoranay, -pampitahoranareo, -pampitahoran', -pampitahoran-, -pampitahoram-, -pampitahora-

Mis à jour le 2023/01/20