Entrée fampitahana
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ fampitahana amin'ny refiventy: fanamarinana sy fanitsiana ny teti-drefy amin'ny fampitoviana ny fitaovam-pandrefesana [SLP 1986]
Définition française comparaison
¶ fampitahana amin'ny refiventy: étalonnage
¶ fampitahana amin'ny riandrano: analogie hydraulique. [Vocabulaire: Physique]
¶ fampitahan-joro famantarana, lehibe, kely, koa mitovy ny zoro: comparaison des angles [SLP 1986]

Mis à jour le 2009/09/09