|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fampitaha
Partie du discours  2  nom
Radical  3  taha
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara
Explications en anglais  6  [1.2] A children's game.
Explications en français  7  [1.3] Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre
Exemples  8  [2.69] Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha.
9  [2.117] Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola.
Vocabulaire  10  Jeu

Entrée (2/3)11  fampitaha
Partie du discours  12  nom
Radical  13  taha
Explications en français  14  [1.68] [Vezo] façon de faire soigner

Entrée (3/3)15  Fampitaha
Partie du discours  16  nom propre (journal)
Mots élémentaires  17  fampitaha
Vocabulaire  18  Maisons d'édition, journaux

Anagrammes  19  fampahita, Fampitaha, fampitaha, pahafatim

Mis à jour le 2025/08/10