Entrée | 1 fampiseho |
Radical | 2 seho |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany.
[2.472]
5 Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany : Dtarihan-teny. [1.38] 6 Asa izany voalazako izany na teny tsy fampiseho masoandro fa nahare izany ilay Ramatoa, niseho ho tafintohina mihitsy. [2.4] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |