|
|
|
|

Entrée1  fampirafesana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  rafy
Explications en anglais  4  [1.2] polygamy
Exemples  5  [2.528#] Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina?
6  [2.270#] Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana?
7  [2.508#] Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns.
Vocabulaire  8  Rapports: famille

Mis à jour le 2025/07/29