|
|
|
|

Entrée1 fampijaliana
Radical  2jaly
Partie du discours  3 nom
Explications en anglais  4 oppression [1.470]
Explications en français  5 oppression [1.470]
6 action de faire souffrir, de faire attendre [1.5]
Exemples  7 Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [2.472]
8 Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5]
Morphologie 
9 Simple :
10 Préfixée :

Mis à jour le 2025/09/12