Entrée | 1 fampiadiana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ady |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1#22] 7 [2.445#] |
Exemples |
8 [2.445#] Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly.
9 [2.643#] Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. 10 [2.606#] Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |