Entrée | 1 fampakaram-bady |
Mots élémentaires | 2 fampakarana, vady |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1] |
Explications en anglais |
5 [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2] 6 a wedding [1.7] |
Explications en français |
7 mariage [1.8] |
Exemples |
8 Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#] |
Synonymes | 9 mariazy, fampakarana |
Mis à jour le 2023/11/26 |