| Entrée | 1 fampakaram-bady |
| Mots élémentaires | 2 fampakarana, 3 vady |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding..
[1.2] 7 a wedding. [1.7] |
| Explications en français |
8 mariage.
[1.8] |
| Exemples |
9 Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436#]
|
| Synonymes | 10 fampakarana, mariazy |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|