Entrée famoterana (fotitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra
Filazana olom-pady ho heny
Fampifamadihana [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05