|
|
|
|

Entrée1  famonjy
Radical  2 vonjy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina mamonjy.
5 Azo vonjena. [1.1]
Exemples  6  Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69#]

Anagrammes  7 famonjy, 8 mifanjo, 9 mifonja

Mis à jour le 2025/09/12