|
|
|
|

Entrée1  famonjena
Radical  2 vonjy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo.
5 Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto.
6 Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady. [1.1]
Explications en anglais  7 help ; salvation. [1.7]
Explications en français  8 aide, secours ; salut. [1.8]
Exemples  9  famonjena tsy nampoizina izany! [2.324#]
10  Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895#]
11  Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369#]
Article  12 Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12