|
|
|
|

Entrée1  famohazana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  foha
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana
Explications en français  6  [1.13] réveil, éveil
Exemples  7  [2.529#] Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy.
8  [2.296#] Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona.
9  [2.245#] Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka.

Anagrammes  10  famohazana, hazomafana

Mis à jour le 2025/08/10