|
|
|
|

Entrée1  famoahana
Radical  2  voaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1]
Explications en français  5  émission, évacuation [1.13]
Exemples  6  Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. [2.332#]
7  Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. [2.470#]
Tous les mots composés 

Anagrammes  11 famahoana, 12 famaohana, 13 famoahana, 14 mahafoana, 15 mahaofana

Mis à jour le 2025/09/12