Entrée | 1 famoaboasana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.62#280] fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana |
Exemples |
4 Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356] 5 Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285] 6 Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/26 |