|
|
|
|

Entrée1  famoaboasana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5  [1.62#280] fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana
Exemples  6  [2.356] Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky.
7  [2.285] Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga.
8  [4.56:2017/04/25] Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana...

Mis à jour le 2025/08/02