Entrée | 1 faminaniana |
Radical | 2 vinany |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1] |
Explications en anglais |
5 a prophecy [1.7] |
Explications en français |
6 l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834] 7 prophétie [1.8] |
Exemples |
8 Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany.
[1.369#]
9 momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#] |
Vocabulaire | 10 Croyances |
Article | 11 Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany) |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |