|
|
|
|

Entrée1  famezivezena (vezivezy)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ [1.1]
Explications en français  4  L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause [1.3#831]
Exemples  5  Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]

Mis à jour le 2023/01/06