| Entrée | 1 fametsovetso |
| Radical | 2 vetsovetso |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny.
5 Azo vetsovetsoina. [1.1] |
| Synonymes | 6 fivetsovetso |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|