|
|
|
|

Entrée1  fametrahana
Radical  2 petraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra.
5 Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky.
6 Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono.
7 Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka.
8 Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao. [1.1]
Explications en français  9 L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu: Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements). [1.3#484]
10 dépôt, implantation. [1.13]
Exemples  11  Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27#]
12  Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#]
13  Mazava ho azy moa fa mila vola enti-mihetsika tokoa ny fametrahana izany rafitra izany. [2.59#]
14  Nampiarahina ny fametrahana ny Tandro-drihana sy ny Fihemba: andro iray anatohana ireo. [2.245#]
Tous les mots composés  15  3 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09