|
|
|
|

Entrée1  famelabelarana
Radical  2  velabelatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra
Explications en français  5  [1.13] développement
Exemples  6  [2.245#176] Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika
7  [2.606#121] Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra
8  [2.270#44] Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11