|
|
|
|

Entrée1  famboly
Radical  2  voly
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora
Exemples  5  Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#]
6  Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#]

Mis à jour le 2023/04/14