Entrée | 1 famboly |
Radical | 2 voly |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora [1.1] |
Exemples |
5 Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony.
[1.437#]
6 Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |