|
|
|
|

Entrée1  fambolena
Radical  2  voly
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay
Explications en français  5  [1.13] agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de)
6  [1.196] action de planter, de cultiver
Exemples  7  Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332#27]
8  Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105]
Vocabulaire  9  Economie: agriculture
Mots composés 
Article  13  Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Mis à jour le 2023/08/11