|
|
|
|

Entrée1  fambedana
Radical  2 beda
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka. [1.1]
Explications en français  5 L’action de saisir, le motif. [1.3]
Synonymes  6 fanabedana, fibedana

Anagrammes  7 fambedana, 8 fanademba

Mis à jour le 2025/09/12