|
|
|
|

Entrée1  famaritana
Radical  2  faritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana
5  [1.13] fanomezana fanazavana ny teny iray
Explications en français  6  [1.3#155] l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument
7  [1.13] définition
Exemples  8  [4.27#2007/04/21] Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy?
9  [2.285#182] Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana?
10  [2.606#83] Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina.
Mots composés 

Anagrammes  15  famaritana, famiratana, firamatana

Mis à jour le 2025/01/21