Entrée | 1 famaly |
Radical | 2 valy |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny |
Explications en français |
5 [1.3] ce qu'on peut répondre manière de répondre |
Exemples |
6 Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 afalim, alafim, famaly, filama, mafy la |
Mis à jour le 2023/01/20 |