|
|
|
|

Entrée1  famadihana
Radical  2 vadika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany.
5 fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky.
6 fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra.
7 fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana:.
8 -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny;.
9 -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana. [1.1]
Explications en anglais  10 the act of turning something over; treachery, treason.
11 the "turning of the bones" of the dead. [1.7]
Explications en français  12 l'action de retourner. [1.3, 1.8]
13 l’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause.
14 action de transporter les morts dans un autre tombeau. [1.3]
15 trahison.
16 "retournement" des ossements des ancêtres. [1.8]
Exemples  17  Niakatra an' Antananarivo aho nony vita ny famadihana. [2.472]
18  Tsy mora ny manao raharaha, ka mbola nanangom-bola ho enti-manana ny famadihana aho. [2.529]
Citations  19  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/11/06