Entrée (1/2) | 1 falim-po (faly) |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1] |
Explications en anglais | 4 [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. [1.2] |
Synonymes | 5 faly raviny, faly volony |
Entrée (2/2) | 6 falimpo |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache | 8 Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1] |
Explications en français | 9 cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3] |
Mots élémentaires | 10 faly, fo |
Anagrammes | 11 falim-po, falimpo, falim-po, falimpo |
Mis à jour le 2023/12/20 |