Entrée | faladia | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1] | |||
Explications en anglais | The sole of the foot. Compare felatanana [1.2] | |||
The sole of the foot or of a shoe [1.7] | ||||
Explications en français | Semelle du pied ou d'un soulier [1.8] | |||
Exemples | Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy.
[2.4] | |||
Mots composés |
| |||
Phytonymes |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot faladia | |||
Anagrammes | ala fady, faladia, fiadala |
Mis à jour le 2023/06/07 |