Entrée | 1 fakofako |
Radical | 2 fako |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.2] sweepings, rubbish, litter fig. a great number, a multitude. 5 [1.7] trash, garbage |
Explications en français |
6 [1.8] ordures, rebut |
Exemples |
7 Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#] 8 Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#] 9 Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#] |
Dérivés |
|
Synonymes | 12 fako |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot fakofako |
Anagrammes | 15 fakofako, fokafoka |
Mis à jour le 2023/01/20 |