| Entrée | 1 fakofako |
| Radical | 2fako |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en anglais |
4sweepings, rubbish, litter.
5fig. a great number, a multitude.. [1.2] 6trash, garbage. [1.7] |
| Explications en français |
7ordures, rebut.
[1.8] |
| Exemples |
8 Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana.
[2.117#]
9 Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#] 10 Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 13fako |
| Tous les mots composés | 14fakofako tsy mba kitay |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 fakofako, 17 fokafoka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|