Entrée | 1 faingomihantona |
Mots élémentaires | 2 faingo, mihantona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#198] faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina -- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika -- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka 5 [1.1#198] maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) |
Explications en français |
6 [1.5, 1.13][faingo mihantona] apostrophe |
Vocabulaire |
7 Linguistique |
Tableaux et planches |
8 Signes de ponctuation |
Mis à jour le 2024/12/08 |