|
|
|
|

Entrée1  fahizany
Mots élémentaires  2  faha, izany
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  taloha ela, fahiny [1.1]
Exemples  5  Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
6  Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
7  Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Synonymes  8  fahizay, fehizay

Anagrammes  9  fahizany, hifiazan

Mis à jour le 2023/10/18