|
|
|
|

Entrée1  fahizany
Mots élémentaires  2 faha~, 3 izany
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  5 taloha ela, fahiny. [1.1]
Exemples  6  Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
7  Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
8  Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Synonymes  9 fahizay, fehizay

Mis à jour le 2025/09/12