|
|
|
|

Entrée1  fahateriterena
Partie du discours  2  nom
Radical  3  teritery
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  [2.285] Ireo karazam-paneriterena na fahateriterem-piainana miseho amin' endriny samihafa dia mampivaona ny hairaha ka tsy hahatongavany amin' ny lafatra ambony indrindra tokony ho trany sady maha-tonga ilay "fikorontanana tsy tsaroana" izay manjary mahavery ny fifanentanan' ireo zava-mitambatra ijoroan' ny asa iray.
7  [2.366] Faly ambony ihany ny fanjakana vahiny isan-karazany nony nampahafantarina azy ny fahalalahan' ny fidirana aty Madagasikara sy noho ny lalàm-panjakana vaovao namoana ny fahateriterena rehetra indrindra ny mikasika ny fivavahana sy ny fihariana.

Mis à jour le 2025/07/29