Entrée | 1 fahaterahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 teraka |
Explications en anglais |
4 [1.7] the act or state of being born; birth |
Explications en français |
5 [1.8] l'état de celui qui est né; naissance |
Exemples |
6 [2.5#] Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana; 7 [2.245#] Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy. |
Analogues | 8 fiterahana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |