Entrée fahatelon-tanana
Mots élémentaires fahatelo ; tanana
Partie du discours locution
Explications en malgache Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/12