Entrée fahatanorana (tanora)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise youthfulness; the days of youth [Hallanger 1973]
Définition française état de jeunesse; le jeune âge [Hallanger 1974]
Citations 

2009/04/02