|
|
|
|

Entrée1  fahasoavana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  soa
Explications en malgache  4  [1.1] Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara
Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta
Explications en anglais  5  [1.7] goodness; grace and kindness
Explications en français  6  [1.8] bonté, grâce
Exemples  7  [1.369#] Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana.
8  [1.262#] fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa!
Article  9  Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/07/29