|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fahasivy
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  sivy
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo
Explications en français  6  [1.3] neuvième
Exemples  7  [2.508] dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy;

Entrée (2/4)8  fahasivy
Partie du discours  9  nom
Radical  10  sivy
Explications en français  11  [1.3] neuf brasses

Entrée (3/4)12  fahasivy
Partie du discours  13  nom
Radical  14  sivy
Explications en français  15  [1.3] terme de Sikidy
Vocabulaire  16  Croyances
Analogues  17  sikidy

Entrée (4/4)18  fahasivy
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.78] [Taimoro] fanahy, avelo
21  [1.78] [Bara] lolo, matoatoa
22  [1.1] [Betsileo] avelo, lolo
Explications en anglais  23  [1.2] the ancestors, or spirits of the ancestors
Exemples  24  [2.285] izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy";

Mis à jour le 2025/08/10