|
|
|
|

Entrée1  faharisihana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  risika
Explications en malgache  4  [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray
5  [2.472#]
Exemples  6  [2.472#] Tsy nanana faharisihana velively izy.
7  [1.369#] Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana.
Synonymes  8  harisihana

Mis à jour le 2024/12/11