|
|
|
|

Entrée1  faharisihana
Radical  2 risika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray. [1.1]
[2.472#]
Exemples  5  Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472#]
6  Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369#]
Synonymes  7 harisihana

Mis à jour le 2025/09/12