Entrée fahamenarana (menatra (henatra))
Partie du discours nom
Explications en français La honte, la confusion [1.3]
Exemples Liana te hahalala zavatra izy ary fanontaniana sy tsy fahamenarana amin' ny tsy fahaizany no nanosika azy amin' izany indraindray. [2.470]
Morphologie 
Simple : fahamenarana, fahamenarako, fahamenaranao, fahamenarany, fahamenarantsika, fahamenaranay, fahamenaranareo, fahamenaran', fahamenaran-, fahamenaram-, fahamenara-
Préfixée : -pahamenarana, -pahamenarako, -pahamenaranao, -pahamenarany, -pahamenarantsika, -pahamenaranay, -pahamenaranareo, -pahamenaran', -pahamenaran-, -pahamenaram-, -pahamenara-

Mis à jour le 2023/01/20