|
|
|
|

Entrée1  fahamatorana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  matotra
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en français  6  [1.5#208] maturité
Exemples  7  [4.27#2007/03/21] Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny.

Mis à jour le 2025/07/29