|
|
|
|

Entrée1  fahamaolana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  maola
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny olona maola, mirondrona sy midola
Synonymes  5  hamaola, fahamaola, hamaolana

Mis à jour le 2025/07/29