Entrée | 1 fahalavoana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 lavo |
Morphologie |
|
Exemples |
6 [2.4] Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. 7 [2.245] Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. 8 [2.499] Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot fahalavoana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |