|
|
|
|

Entrée1  fahafoizan-tena
Mots élémentaires  2  fahafoizana, 3  tena
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  Ny zavatra anankiray koa dia ny tsy fisian' ny fahafoizan-tena [2.285#199]
6  Faly izy noho Ratrimo feno fahafoizan-tena, Olo-manga iray mijoro mba ho sorom-pirenena [2.1022]
7  Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa [1.369]

Mis à jour le 2025/07/29